|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fankasitrahana |
| Fototeny | 2 sitraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany
5 Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny 6 Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 thankfulness; a reward
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 approbation ; remerciement, gratitude
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 9 mari-pankasitrahana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|