|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanoherana
Fototeny  2 tohitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
5 Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
6 Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 L'action de résister, le motif [1.3#711]
Ohatra  8  Andriampanoha no nitarika ny fanoherana. [2.508#]
9  Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369#]

Teny iditra (2/2)10  fanoherana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Merina] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12