|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanohinana |
| Fototeny | 2 tohina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de toucher légèrement, l’instrument, le motif
[1.3#710] |
| Ohatra |
6 ary ny fanohinana ny hatezerana, miteraka fifandirana.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|