|
|
|
|

Teny iditra1  fanohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano
5 Azo atohoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter [1.3#711]
Ohatra  7  Fomba fanohoka ny zaza. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12