|
|
|
|

Teny iditra1  fanoirana
Fototeny  2 oitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaingana zavatra mavesatra amin' ny fanoto na bara vy na angady asisika ao ambaniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de soulever, de pousser avec un levier [1.3]

Fivaditsoratra  6 afon' arina, 7 aniforana, 8 arofanina, fanoirana, 9 Fanoriana, 10 fianorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12