|
|
|
|

Teny iditra1  fanokanana
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
5 Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana [1.8]
8 spécialisation [1.13]
Ohatra  9  Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. [1.353#]
Kamban-teny rehetra  10 fanokoana ny erana iasana

Fivaditsoratra  11 fanakonana, fanokanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17