|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanombohana |
| Fototeny | 2 tomboka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
5 Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif
[1.3#720] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 fanombohana |
| Fototeny | 9 tomboka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|