|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanomboka
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tomboka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
Azo atomboka

Entry (2/2)5  fanomboka
Part of speech  6  noun or adjective
Root  7  tomboka
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba entina manomboka
Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika

Anagrams  9  fambonoka, fanomboka

Updated on 2025/08/02