|
|
|
|

Teny iditra1  fanome
Fototeny  2 ome
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
5 Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner [1.3#464]
Ohatra  7  Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay. [2.366#]
8  fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59#]

Fivaditsoratra  9 fameno, fanome, 10 fomena, 11 mañefo, 12 mañofe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12