|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanompoana
Root  2  tompo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10]
5  Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1]
6  asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13]
Explanations in English  7  servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7]
Explanations in French  8  corvĂ©e [1.8, 1.13]
9  servitude; action de servir [1.8]
Examples  10  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
11  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
All compound words  12  3 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2)14  fanompoana
Root  15  tompo
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1]
Examples  18  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
All compound words  19  fanompoam-pivavahana amin' ny razana

Updated on 2025/10/08