Entry (1/2) | 1 fanondranana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ondrana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo |
Examples |
5 [2.649#] Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana |
Entry (2/2) | 6 fanondranana |
Part of speech | 7 noun |
Root | 8 ondrana |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana |
Anagrams | 10 fanandronana, fanondranana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |