|
|
|
|

Teny iditra1  fanondrotana
Fototeny  2 sondrotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action d’élever, de promouvoir, le motif [1.3#629]
Ohatra  6  Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649#]
7  Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12