|
|
|
|

Teny iditra1  fanonganam-panjakana
Singan-teny  2 fanongana, 3 fanjakana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 coup d'état [1.5#221]
Ohatra  6  tsy mankasitraka fanonganam-panjakana i Alemaina na inona na inona antony [4.57]
Voambolana  7  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12