Entry | 1 fanonja |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 onja |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana |
Anagrams | 7 afonjan, fanjona, fanonja, nafonja |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |