|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanonona
Part of speech  2  noun
Root  3  onona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka

Entry (2/3)5  fanonona
Part of speech  6  noun
Root  7  tonona
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny
(jereo ankanonona, na fampanonona)

Entry (3/3)9  fanonona
Part of speech  10  noun
Root  11  tonona
Explanations in English  12  [1.2] [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma.

Anagrams  13  fanonona, nofoanan

Updated on 2025/07/29