|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanontana |
| Fototeny | 2 tonta |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanjerana: Fanontana kanonta
5 Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky 6 Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky 7 Fanontam-bola [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now.
[1.2] 9 printing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 action d'imprimer
[1.8] 11 édition [1.13] |
| Ohatra |
12 Dia ny fanontana azy hisy soratra.
[2.366#]
13 Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy. [2.356#] |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 fanantona, fanontana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|