|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanosotra |
| Fototeny | 2 hosotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba enti-manosotra
5 Azo hosorana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’il faut oindre, peindre, ... manière d’oindre
[1.3#271] |
| Ohatra |
7 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy mmenaka fanosotra sy mahamandimandina endrika iizy.
[2.470#]
|
| Fivaditsoratra | fanosotra, 8 tsoforana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|