|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanoto |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
5 Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanoto |
| Fototeny | 7 toto |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 A pestle, a rammer
11 an iron crow-bar. [1.2] 12 pestle [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 pilon
[1.8] |
| Voambolana | 14 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fanoto, 17 fatono, 18 fotano, 19 fotona, 20 tafono, 21 tofona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|