|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanototra
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manototra, izany hoe mameno tany lavaka; mandelika [1.1#274]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qu’on peut combler, la manière de couvrir [1.3#738]

Teny iditra (2/2)6  fanototra
Fototeny  7 totòtra
Sokajin-teny  8  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 manafotra [1.1#274]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ce qu’on peut secouer, manière de secouer les fils [1.3#738]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12