|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fantara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kintana mifindra
[Sihanaka]
[1.78] 4 Tainkintana 5 Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin' ny habakabaka 6 Fanozonan' ny ray aman-dreny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a meteor supposed to fall from the atmosphere and prove fatal to those on whom it descends. Comp. tainkintana.
[1.2] 8 a falling star [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 météore, étoile filante
[1.8] |
| Voambolana | 10 Haikintana |
| Kamban-teny rehetra | 11 fantara latsaka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fantara, 13 fatrana, 14 trafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|