|
|
|
|

Teny iditra1  fantsana
Fototeny  2 ntsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano
5 Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano. [1.2]
7 a well or spring where water is drawn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument [1.3#749]
9 puits ou source où l'on puise de l'eau [1.8]
10 puits [1.13]
Ohatra  11  Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana. [1.437#]
12  Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo. [2.445#]
Mpanahaka  13  kirijy, 14  lavadrano, 15  loharano, 16  vovo
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17