|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fantsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra hoboka aty natao hikorianan' ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa indraindray ny hoe fanjona).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a spout, a water-pipe, the means of carrying off water.
[1.2] 5 a tube, a drainpipe [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tuyau, drain
[1.8] 7 tuyau [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 fantsona |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a wooden peg
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 21 fanantso, fantsona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|