|
|
|
|

Entry (1/2)1  fantsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [1.1]
Explanations in English  4  the spur of a cock. See fatsy [1.2]
Explanations in French  5  ergot [1.3]
Examples  6  Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
7  Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
8  Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
All compound words  9  5 combinations of this word
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Other spellings  11  fatsy
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2)13  fantsy
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement : [Merina, Betsileo]
des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes.
des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [1.196]
All compound words  16  fantsikahitra
Vocabulary  17  Botany
Scientific name 

Anagrams  18 fantsy, 19 fintsa

Updated on 2025/10/08