|
|
|
|

Teny iditra1  fao-dranomaso
Singan-teny  2 faoka, 3 rano, 4 maso
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person. [1.2]
Ohatra  8  ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra. [1.370#63]
9  Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12