|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 farafara mandeha |
| Singan-teny | 2 farafara, 3 mandeha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Irony farafara mahazo miforitra raha mandeha, na misy kodiarana kely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [mandeha (leha), to go.] A portable bedstead, a camp bedstead.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|