|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 farantsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ariary
[Tanosy]
[1.78] 4 Ariary volatsivaky [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a dollar, a five-franc piece. Used usually of a complete coin, in distinction from ariary, a cut dollar. [Fr. Francais (?).]
[1.2] 6 a Malagasy dollar or five francs [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 la "piastre"
[1.8] |
| Ohatra |
8 Dia nanome farantsa izahay.
[2.59#]
9 Ny ahy dia farantsa folo no ataoko. [2.587#] 10 farantsa folo misolo ohatrinona izany? [2.643#] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: farantsa ao amin' ny Baiboly (=> vola) |
| Teny iditra (2/2) | 13 farantsa |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the class of officers next below the judges, collectors of taxes, an officer in charge of certain defined business.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|