|
|
|
|

Teny iditra1  faritsohana
Fototeny  2 faritsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapohina amin' ny tsorakazo, tehafina: Nofaritsohany tsorakazo, tehamaina, ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be beaten, to be struck, to be dabbed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on frappe avec la badine, la cravache, la main [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  faritsohana, 11 firotsahana, 12 fisatrohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12