|
|
|
|

Entry1  fary raiki-bololona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fary, raikitra, vololona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka
Examples  5  [2.48] dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza

Updated on 2025/07/29