Entry (1/2) | 1 fasina |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany |
Explanations in French |
5 [1.3] ancienne prononciation of fasana |
Examples |
6 [2.48] Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. |
Entry (2/2) | 7 fasina |
Part of speech | 8 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Taimoro, Tanala]
(fasiña) fasika 12 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] fasika 13 [1.1] Moron-dranomasina |
Explanations in English |
14 [1.2] a provincial word for fasika |
Anagrams | 15 asafin, fañasy, fanisa, fasany, fasina, fisana, nasafy, safina, Sifaña |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |