|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fasiny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 6 manao fasiny |
| Teny iditra (2/2) | 7 fasiny |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 10 Fifamoivoizan-tsambo |
| Fivaditsoratra | 11 fanisy, fasiny, 12 fisiña, 13 safiny, sàfiny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|