|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatambary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (fiovan' ny hoe fatram-bary) Kapoaka na harona kely amarana ny vary arotsaka: Vary indimin' ny fatambary arotsaka, ry Bozy a [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 (fatam-bary) A very small basket for measuring rice. [1.2] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 6 fatambary, 7 fiambatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|