|
|
|
|

Teny iditra1  fatike
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tsilo [Mahafaly] [1.78]
4 tsilo, fantsika: Misy fatike ty tomboko reko zay [Tandroy]
5 Fatiheñe: be tsilo (hazo, tany) [1.78]

Fivaditsoratra  fatike, 6 fetika, 7 fitake, 8 tafike, 9 tefaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17