|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fatorana
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fehezina: Fatory ireto boky ireto
5 Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be bound, to be fettered. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on lie, qu'on enchaine [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  fatorana
Fototeny  14 fatotra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Fehezana: Mololo iray fatorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a cord, a chain; the person in chains. [1.2]
18 a cord, a fetter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 lien, chaine, corde
20 les gens enchainés avant le jugement [1.3]
21 corde, lien [1.8]
Haiendriteny 
22  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 antarafo, 26 fanarato, 27 fanoatra, 28 Faratòna, fatorana, 29 tafarona, 30 tarofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09