|
|
|
|

Teny iditra1  fatrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tany fiandrasan'omby: Tsy eo ty valiko fa ninday aombe ampatsañe añe [Tandroy] [1.78]
4 Tany mazava afak' ala; hoak' ala
5 Ny toerana avoavo tafasaraka amin' ny ala ary kaohin' ny riaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an open space in the forest [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 un espace découvert, dénudé dans la forêt ou au-delà de la forêt [1.3#158]
8 steppe [1.13]
9 Clairière dans une forêt, souvent provoquée artificiellement pour la culture du riz de montagne. Par extension, tout espace dénudé comme les terre-pleins qu'on aménage entre les rizières pour faire sécher le riz et le battre. C'est de là que tire son nom le village d'Anosipatrana, près de Tananarive. [Merina, Betsileo, Tanala] [1.196]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  12 vorompatrana

Fivaditsoratra  13 fantara, fatrana, 14 trafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17