|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatsora |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana.
[1.2] 5 a deceiver [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 hâbleur, trompeur
[1.3, 1.8] 7 craqueur [1.3] |
| Ohatra |
8 Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora.
[2.442#]
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | fatsora, 10 fosatra, 11 safotra, 12 tsara fo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|