|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fehezan-dalàna |
| Singan-teny | 2 fehezana, 3 lalàna |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika
[1.1] 6 fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 code
[1.13] |
| Ohatra |
8 Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina.
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|