|
|
|
|

Teny iditra1  fehezanteny
Singan-teny  2 fehezana, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 phrase, énoncé [1.13, 1.5]
Voambolana  7  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11