|
|
|
|

Entry (1/3)1  fen' akoho
Elementary words  2  fe, 3  akoho
Part of speech  4  locution
Explanations in English  5  drumstick of a chicken [1.7]
Explanations in French  6  cuisse de poule [1.8]
Vocabulary  7  Economy: food

Entry (2/3)8  fenakoho
Elementary words  9  fe
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
Explanations in French  12  Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [Betsimisaraka] [1.196]
Examples  13  raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436#]

Entry (3/3)14  fenakoho
Elementary words  15  fe
Part of speech  16  noun
Explanations in English  17  A shrub [Betsimisaraka] [1.2]
Explanations in French  18  Arbuste non identifié [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  19  Botany

Anagrams  20 fenakoho, fen' akoho

Updated on 2025/10/12