|
|
|
|

Entry (1/2)1  fenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10#F.447]
4  Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1]
Explanations in English  5  four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2]
Explanations in French  6  raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3]
All compound words  7  5 combinations of this word

Entry (2/2)8  fenitra
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  fanorenana, fiandohana
ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [1.10#F.447]
11  Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1]
Explanations in English  12  foundation, origin, first cause, etc.
This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2]
Explanations in French  13  coutume, usage
ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3]
Examples  14  Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [2.508]
15  tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320]
All compound words  16  4 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 fanetry, 19 fenitra, 20 fitrena, 21 Tryfena

Updated on 2025/10/08