|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fery |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
4 Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky 5 Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a wound, a sore
[1.2, 1.7] 7 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 plaie, blessure
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fery, 16 refy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|