|
|
|
|

Teny iditra1  fetahana
Fototeny  2 fetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zaza fa nananihany
5 Petahana: Nofetahany tara tasy ny varavaranay tamin' ny alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made to have mud on or in, as the cracks in a wall, or a floor. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 fahatane, fetahana, 12 tafahena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17