|
|
|
|

Teny iditra1  fiadalana
Fototeny  2 adala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fitiavana be loatra, fimatimatesana amin-javatra na amin' olona: Fiadalana amin' ny toaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Passion pour, motif de la passion, le lieu, le temps [1.3]

Fivaditsoratra  6 fandaiala, fiadalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12