|
|
|
|

Teny iditra1  fiahiahiana
Fototeny  2 ahiahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiheverana olona iray ho tsy dia tsara loatra, ka misy antony ihany mahatonga izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 worry, concern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 inquiétude, soupçon [1.8]
Voambolana  7  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12