|
|
|
|

Teny iditra1  fiaikena
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fanekena ny fahadisoan'ny tena [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 confession, admission, submission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Comme fiekena [1.3#10]
7 confession, aveu, soumission [1.8]
8 aveu [1.13]
Ohatra  9  Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika [4.27#]
Voambolana  10  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12