|
|
|
|

Teny iditra1  fiakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miakatra, misondrotra avo: Toy izao no fiakatra amin' itỳ tohatra ity [1.1]

Fivaditsoratra  fiakatra, 5 katrafay, 6 tafarika, 7 takifara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12