|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 name for a species of hawk. Same as fihiaka
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 4 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 5 feheaky, feka, fihiaka |
| Teny iditra (2/2) | 6 fiaky |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ahidratsy esorina amin'ny andro anosiana ny tanimbary
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 herbes qu'on enlève de la rizière au moment du labourage
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra 11 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|