|
|
|
|

Entry1  fialamboly
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fiala, voly
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva
Explanations in French  5  [1.13] loisir
Examples  6  [2.445#] Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa.

Updated on 2025/07/29