|
|
|
|

Teny iditra1  fianahana
Fototeny  2 anaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 parent(s) with child(ren); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 parents avec son (leurs) enfant(s); [1.8]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  8 am-pianahana

Fivaditsoratra  9 anafihana, 10 fanahiana, 11 fanaihana, 12 fañiahaña, fañiahana, 13 fiahanana, fianahana, 14 hafanaina, 15 ifahanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27