| Entry | 1 fiandrinaina |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 fiandry, aina |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy |
| Explanations in English |
5 [1.2] (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. |
| Vocabulary |
6 Health |
| Anagrams | 7 anandrifiany, fiandrinaina, nifandiranay |
| Updated on 2025/01/21 |
|