Entry | 1 fiangaviana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 angavy |
Explanations in English |
4 [1.7] an urgent plea |
Explanations in French |
5 [1.3#45] la demande, celui à qui on demande 6 [1.8] requête urgente |
Examples |
7 [2.529#] hoy ny feony feno fiangaviana. 8 [2.4#] Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. 9 [2.643#] Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |